Entrée | 1 mihamalemy |
Radical | 2 malemy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en français |
4 [1.66] s'affaiblir |
Exemples |
5 [2.270] nihamalemy ny feony, niezaka mba handrehoaka. 6 [2.472] Nihananalavitra izy, re ihany ny antsoantsony nihanalemy hatrany 7 [1.38] Angamba nitady hananika ny tanin' ny Israely ny Asyriana rehefa hitany fa nihanalemy izany fanjakana izany noho ny ady an-trano niseho tao aminy |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |