|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mifindra
Radical  2  findra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io
Explications en anglais  5  [1.2] to remove, to change place, to migrate
6  [1.7] to move, to change place
Explications en français  7  [1.8] changer de place, se mouvoir
Exemples  8  Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/3)17  mifindra
Radical  18  findra
Partie du discours  19  adjectif
Explications en anglais  20  [1.2] to be contagious.
Mots composés 

Entrée (3/3)22  mifindrà
Radical  23  findra
Partie du discours  24  impératif du verbe actif mifindra [Liste complète]
Explications en malgache  25  [1.1]
Explications en anglais  26  [1.2]
Explications en français  27  [1.3]

Anagrammes  28 

Mis à jour le 2025/01/21