|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mifanena
Radical  2  tsena
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1]
Explications en français  5  se rencontrer réciproquement [1.107]
Exemples  6  Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay. [2.324]
7  Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4]
8  Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Titres  13  Firy no efa nifanena tamin' ny mpamosavy (Andrianjafy Michel)
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mifanena

Entrée (2/2)15  mifanenà
Radical  16  tsena
Partie du discours  17  impératif du verbe actif mifanena [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20  ifanenam, manefina, mifanena, mifanenà, niafenam

Mis à jour le 2023/01/20