|
|
|
|

Entrée (1/2)1  midradradradra
Radical  2  dradradradra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mikiakiaka, miantsoantso: Adala ve ianao no midradradradra foana toy izao
Mitomany mafy, migogogogo, minaonaona: Nidradradradra nampalahelo tzy tamin' ny nandrenesany ny nahafatesan-dreniny
Explications en anglais  5  [1.2] to cry out, to weep, to bemoan, to vociferate.
6  [1.7] to weep aloud, to cry aloud
Explications en français  7  [1.8] pousser des cris de douleur
Exemples  8  Indreo ny ankizy madinika mitakoko amin'ny ray aman-dreniny mitomany sy midradradradra. [2.324]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  midradradradrà
Radical  14  dradradradra
Partie du discours  15  impératif du verbe actif midradradradra [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3]

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21