|
|
|
|

Entrée1  miaro
Radical  2  aro
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Taisaka] mialona, miady noho ny fialonana
5  [1.1] Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho
Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra
Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto
Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy
Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto
Explications en anglais  6  [1.2] to defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously.
7  [1.7] to protect, to defend
Explications en français  8  [1.8] protéger, défendre
9  [1.13] protéger
Exemples  10  Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany. [2.470]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot miaro

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21