Entrée | 1 miankin-drindrina irery |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] enti-milaza ny vehivavy mihetsi-jaza izay tsy azon'ny hafa ampiana na dia misy maharary sy manaintaina aza -- teny enti-mahatsiahy ny fijaliana entin'ny reny rehefa miteraka |
Mots élémentaires | 4 miankina, rindrina, irerỳ |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |