Entrée (1/2) | 1 metatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Halavan-drefy vahiny mitovy amin' ny manindao malagasy: Dimy metatra no halavan' ty efitra ity 4 Hazo na lamba misy marika mitovy halava amin' io refy voalaza eo ambony entina handrefesana: Very ny metatro fa ampindramo kely ny anao aho [1.1] |
Explications en anglais |
5 a meter [1.7] |
Explications en français |
6 mètre [1.3, 1.8] |
Exemples |
7 Roapolo, hono, ny metatra tamin' ilay lamba. [2.472] 8 Io no tetezana, foana arofanina, Angamba efapolo metatra halava, Hamitana zavatra iray nomanina, Zavatra tsy mora tantarain' ny vava. [2.576] |
Vocabulaire |
9 Espace |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 11 metatra |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en français |
13 (de hetatra : comblé de richesses). Nom d'un arbre à bois dur d'après le fichier Grandidier. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulaire |
14 Botanique |
Mis à jour le 2022/05/06 |