|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mazana
Radical  2  hazana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.78] [Tambahoaka] [mazaña] mafy
5  [
1.1] Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana
Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý
Tsy azo ifanarahana
Explications en français  6  [1.3#439] dur, très sec
intraitable, incorrigible
Mots composés 

Entrée (2/2)8  mana
Partie du discours  9  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  10  [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] [mazaña] matetika
11  [
1.1] Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra
Explications en anglais  12  [1.7] frequently, usually
Explications en français  13  [1.3#439] qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent)
14  [1.8] souvent, d'habitude

Anagrammes  15  mazana, mazàna, zamana

Mis à jour le 2023/01/20