Entrée (1/3) | 1 masay |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Vady faharoan' ny lehilahy mampirafy: Nampirafy telo indraindray ny lehilahy taloha: ny vady be ny vady masay, ary ny vady kely [1.1] |
Explications en anglais |
4 secondary [1.7] |
Explications en français |
5 secondaire [1.8] |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 7 masay |
Partie du discours | 8 adjectif |
Explications en malgache |
9 milamina, miadana, tony (ranomasina) [Taisaka]
[1.78] |
Entrée (3/3) | 10 masay |
Partie du discours | 11 verbe actif |
Explications en malgache |
12 mihanaka [Taisaka]
[1.78] |
Anagrammes | 13 asaim, asiam, asima, iasam, maisa, masay, miasà, miasa, samia |
Mis à jour le 2023/08/11 |