Entrée (1/2) | 1 manovo |
Radical | 2 tovo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Maka rano amin' ny zinga ao am-pantsakana na amin' ny renirano: Manovo rano amin' ny renirano izahay Mamindra rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa: Aza manovo rano amin' ny sotronao ao anaty tsangambava, fa ny sotro iombonana anovozana Maka zavatra miandalana ao anaty tahiry lehibe: Manovo hery ao amin' ny fivavahana izy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to draw water |
Explications en français |
6 [1.8] puiser de l'eau 7 [1.13] puiser |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 manovo |
Partie du discours | 14 verbe actif |
Explications en malgache |
15 [1.78] [Bezanozano]
manangona |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |