|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manorona
Radical  2  horona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en anglais  4  to wind thread or string on a spool or spindle [1.7]
Explications en français  5  embobiner du fil, etc.; enrouler [1.8]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Entrée (2/3)9  mañorona
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  [manorona] misorona (afo) [Bara] [1.78]
12  misorona afo, manoroka [Bezanozano] [1.78]
13  misorona afo, mampirehitra sady mandamina ny kitay an'afo: Afaka andidy amin'afo koja fa nanoroñ'hitay tsy nirehitra (afaka adidy amin'ny afo kosa fa nisorona kitay tsy nirehitra) [Tanala] [1.78]

Entrée (3/3)14  mañorona
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  mamonkona (rantsan-tanana) [Sihanaka] [1.78]

Anagrammes  17  amoronan, anonoram, mañañoro, mananoro, mañorona, manorona, Namorona, namorona, nanoroam

Mis à jour le 2022/09/11