|
|
|
|

Entrée1  manoritra
Radical  2  soritra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy [1.1]
5  manao tsipika
6  milazalaza mikasika ny zavatra iray [1.13]
Explications en anglais  7  to divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight. [1.2]
8  to mark off; to divid by marks [1.7]
Explications en français  9  marquer; séparer par des lignes [1.8]
10  tracer
11  décrire [1.13]
Exemples  12  Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny. [2.366#]
13  ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana. [4.27#]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  19  manirotra, manoritra, maritrano

Mis à jour le 2023/10/17