|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manorika
Radical  2  tsorika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan' ny zavatra iray, ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nanorika nanaraha ny takolany ny ranomasony ~ Nanorika amin' ny vatolampy ny rano [1.1]
Exemples  5  Vao mainka nifantoka tamiko ny masony nangano-hano, dia indreny vongan-dranomaso nanorika ny takolany. [2.471]
6  Tsy namaly i John fa ny ranomasony no nanorika moramora ny takolany. [2.583]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10  mitsorika

Entrée (2/2)11  mañorika
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  mitsininika [Tambahoaka] [1.78]

Anagrammes  14  anikoram, ikoranam, korianam, manakory, manikora, maniroka, manorika, mañorika, mikaroña, mikorana, mikoràna, miranoka, mironaka, nakoraim, nakoriam, namariko, namirako, namorika

Mis à jour le 2023/01/20