Entrée | 1 mitsorika |
Radical | 2 tsorika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 (manorika no fampiasa indrindra) Mikoriana manaraka ny rindrina na ny vatolampy (rano), ny takolaka (ranomaso): Nitsorika amin' ny vatolampy ny rano 5 Mitsotsoroka: Mitsorika ny labozia [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 miritsoka, misokitra, mitsorika, tsimorika |
Mis à jour le 2023/01/05 |