|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manopy
Radical  2  topy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso amin-javatra
5  Manipy [1.1]
Explications en anglais  6  to glance at
7  to throw water, etc., on [1.7]
Explications en français  8  jeter un coup d'oeil sur
9  asperger d'eau [1.8]
Exemples  10  Nony nitraka izy dia nanopy maso farany ny marary, dia hoy izy: [2.470]
11  Diso aho, satria iny tovolahy iray tsy natahotra ny fidaniky ny andro no namakivaky ny tora-pasika mahamay tamin'ny famindra nivembena, nanopy tsindraindray tami'ny manodidina, nahatazana ahy nivalapatra teo amin'ny aloka, dia nanitsy ny nisy ahy. [2.583]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/3)21  mañopy
Partie du discours  22  verbe actif
Explications en malgache  23  miambina, miandry [Taisaka] [1.78]

Entrée (3/3)24  mañopy
Partie du discours  25  verbe actif
Explications en malgache  26  mamela vatsy [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  27  inampo, iompan, manopy, mañopy, niompa, nompia, ompany, ompian, pamony

Mis à jour le 2023/08/11