Entrée (1/3) | 1 manonona |
Radical | 2 tonona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa" 5 Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho 6 Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra [1.1] |
Explications en anglais |
7 to pronounce, to speak a name [1.7] |
Explications en français |
8 prononcer [1.8, 1.5] 9 dire le nom de quelqu'un [1.8] 10 dire le nom [1.5] |
Exemples |
11 Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny. [2.472] 12 Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe: [2.48] |
Morphologie |
|
Entrée (2/3) | 17 manonona |
Radical | 18 onona |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Explications en malgache |
20 Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo [1.1] |
Explications en français |
21 calmer, apaiser [1.3] |
Morphologie |
|
Entrée (3/3) | 26 manonòna |
Radical | 27 onona, tonona |
Partie du discours | 28 impératif du verbe actif manonona [Liste complète] |
Explications en malgache |
29 [1.1] |
Explications en français |
30 [1.3] |
Anagrammes | 31 amononan, anononam, manonòna, manonona, namonoan, namonona |
Mis à jour le 2023/01/20 |