|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manoloana
Radical  2  oloana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo
Explications en anglais  5  [1.2] to put one's self in front of another yet face to face.
6  [1.7] to be in face of, to be in front of
Explications en français  7  [1.8] être devant, en face de
Exemples  8  Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy; [2.470]
9  Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika. [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  manoloàna
Radical  15  oloana
Partie du discours  16  impératif du verbe actif manoloana [Liste complète]
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21