Entrée (1/2) | 1 manohana |
Radical | 2 tohana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso? Manampy, mamonjy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to support, to prop up |
Explications en français |
6 [1.8] étayer, soutenir |
Exemples |
7 Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy. [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 13 manohàna |
Radical | 14 tohana |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manohana [Liste complète] |
Explications en malgache |
16 [1.1] |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |