|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manofa
Radical  2  hofa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay
Explications en anglais  5  [1.7] to rent, to pay rent for
Explications en français  6  [1.8] louer, payer un loyer
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/3)11  manofa
Radical  12  hofa
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  [1.1] Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona
Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary

Entrée (3/3)15  manofà
Radical  16  hofa
Partie du discours  17  impératif du verbe actif manofa [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21