|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manoditra
Radical  2  hoditra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Tanala] [mañoditra] mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty)
5  [1.78] [Tanosy] manala hoditra, mamaofy
6  [1.1] Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby
Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato
Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra
Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona
Explications en anglais  7  [1.7] to skin, to peel
Explications en français  8  [1.8] écorcher, éplucher
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  manoditra
Radical  14  toditra
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.1] Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21