|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manintsana
Radical  2  hintsana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandraraka amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Manintsam-parasy eto io alika io fa roahy any
Manetsiketsika mba hifatratrakokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny manintsana ny famarana rehefa mividy vary
Manasivana: Manintsana fasika ny mpandalotra
Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana
Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina ~ Vorona efa nanintsana io
Exemples  5  sambatra kosa itony ambiaty
mahafolaka am-bozona ny taona
ka ririnina tsy mba manintsana
lohataona mamony ihany
ary fahavaratra manorobona
[2.131]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)13  manintsàna
Radical  14  hintsana
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manintsana [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3]

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21