Entrée (1/2) | 1 mangorona |
Radical | 2 horona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manodina hivoromborona: Mangorona tady 5 Mampirina, mandanona: Indreny mangorona ny lamba mihahy ny mpanasa lamba 6 Maka miaraka, mifaoka: Mangorona ny tsy manan-karatra, hono, ny polisy 7 Manangona, mamory tsy misy fetra: Mangoron-karena [1.1] |
Explications en anglais |
8 to roll up; to take over confiscated property; to hunt for game or for fugitives [1.7] |
Explications en français |
9 enrouler, rouler; confisquer, rafler; chasser du gibier ou des fuyards [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 17 mangoròna |
Radical | 18 horona |
Partie du discours | 19 impératif du verbe actif mangorona [Liste complète] |
Explications en malgache |
20 [1.1] |
Anagrammes | 21 amongoran, angoronam, anongoram, mangorona, mangoròna, manongora, namongora, ronomanga |
Mis à jour le 2023/01/20 |