|
|
|
|

Entrée1  mangarom-biby an-davaka
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] mitady loza izay tsy tokony ho avy akory
misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana
Mots élémentaires  4  mangarona, biby, lavaka
Analogues  5  saka matory ka alam-bolombava

Mis à jour le 2024/12/10