|
|
|
|

Entrée1  mangarom-biby an-davaka
Mots élémentaires  2  mangarona, biby, lavaka
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  mitady loza izay tsy tokony ho avy akory
5  misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana [1.1]
Analogues  6  saka matory ka alam-bolombava

Mis à jour le 2023/06/16