Explications en malgache |
4 [1.1] Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana
Mihazakazaka avy aorian' ny olona iray ka manao izay hahatratrarana azy: Nanenjika ny zanakao aho mba hohafarako
Manaraka hatrany: Loza Ramatoa iny raha hanenji-damaody
Mihaza: Lasa nanenjika lolo any an-tsaha any izy
Mamely an-kolaka na mivantana izay tsy azoazo: Tsy fantatro izay anenjehan' ny lehibeko ahy, nefa tsy misy ratsy nataoko
Mampijalijaly olona, izay trandrahina hatraiza hatraiza: Nanenjika ny kristianina Ranavalona reniny.
|