|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manendy
Radical  2  endy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany
Explications en anglais  5  [1.7] to fry
Explications en français  6  [1.8] faire frire
Exemples  7  manam-boanjo ka tsy mba manendy [2.131]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Entrée (2/2)12  Manendy
Partie du discours  13  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  14  [1.1] Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny
Exemples  15  Ny manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba. [2.508]
16  Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy. [2.472]
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot Manendy

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21