|
|
|
|

Entrée (1/3)1  mandraka
Radical  2  andraka
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  Hatramin' ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko
5  Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny anarana avy amin' ny matoantenin' ny mpanao manomboka amin' ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsioizy mandra-patoriny [1.1]
Explications en anglais  6  up to, until (of time) [1.7]
Explications en français  7  jusqu'à [1.3, 1.8]
Exemples  8  Voatahiriko mandraka androany io taratasy io. [2.356]
9  Toetra mbola iainany ihany mandraka ankehitriny. [2.245]
10  Tadidiko tsara mandraka androany ny fotoana nifankahitanay sy Vola. [2.4]
Vocabulaire  11  Temps
Morphologie 
12  Simple :
Synonymes  13  andraka
Mots composés 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot mandraka

Entrée (2/3)23  mandràka
Radical  24  raka
Partie du discours  25  adjectif
Explications en malgache  26  Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka erý izy hatramin' ny naharariany [1.1]
Explications en anglais  27  to grow lean. [1.2]

Entrée (3/3)28  Mandraka
Partie du discours  29  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Titres  30  Quelques mots sur la forêt de la Mandraka (Poisson Henri)

Anagrammes  31  makandra, mandraka, mandràka, Mandraka

Mis à jour le 2023/06/04