Entrée | mandry tsy aman' afo | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza an' ireo mpiambina taloha izay nandrinandry tsy nahazo nanao afo fandrao fantatry ny olon-dratsy na ny fahavalo ny misy azy [1.1] | |
Analogues | mandry aman' afo | |
Mis à jour le 2023/03/22 |