|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandrorona
Radical  2  rorona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Tanala] [mandroroña] midina, manaraka fidinana, mitsiroroka
5  [1.1] Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo
(lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy
Mihena (hery, saina): Efa mandrorona ny sain' io antidahy io
Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro
6  [1.13] miletsy laharana
manalefaka ny halaky
Explications en français  7  [1.13] déroger, régresser, déchoir
rétrograder
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)17  mandroròna
Radical  18  rorona
Partie du discours  19  impératif du verbe actif mandrorona [Liste complète]
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3]

Anagrammes  22 

Mis à jour le 2025/01/21