Entrée (1/2) | 1 mandringana |
Radical | 2 ringana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny valala no nandringana ny vary tamin' itý taona itý 5 Mamono ka tsy misy havela hitsangana na iray ara, mandripaka: Jiolahy no nandringana ny mponina tamin' itý vohitra itý [1.1] |
Explications en anglais |
6 to destroy, to exterminate [1.7] |
Explications en français |
7 détruire; exterminer [1.8] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mandringàna |
Radical | 13 ringana |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mandringana [Liste complète] |
Explications en malgache |
15 [1.1] |
Explications en français |
16 [1.3] |
Anagrammes | 17 andringanam, mandringana, mandringàna, nandrangiam |
Mis à jour le 2023/01/20 |