Entrée | 1 mandraraka |
Radical | 2 raraka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manary: Iza no nandraraka ny solitany teto? Mampitobaka, manabosasaka: Iza no nandraraka ny ro teo ambony latabatra Mandrotsaka: Mandrara-dranomaso Mandefa fofona mana tonetona: Mandraraka aoka izany ireto telomiova ireto |
Explications en anglais |
5 [1.7] to spill, to scatter |
Explications en français |
6 [1.8] répandre |
Exemples |
7 fa ny rano fotsim-pitia no mandraraka [2.131] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mandraraka |
Mis à jour le 2024/12/11 |