Entrée | 1 mandranitra |
Radical | 2 ranitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mahatonga haranitra: Mandranitra tsipika 5 Manasa, maka maso 6 Mahatonga hahery: Vao mainka mandranitra ny filon' ny nofo ny mijery sary mamoafady 7 Mitana sakaiza ratsy [1.1] |
Explications en anglais |
8 to sharpen; to point. [1.2] 9 to sharpen [1.7] |
Explications en français |
10 affûter, aiguiser [1.8] |
Exemples |
11 Samy mahay mandranitra volom-borona ny mpanoratra, fa sampianarana koa izany. [1.437#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/06/06 |