|
|
|
|

Entrée1  mandihy tsy torahan-damba
Mots élémentaires  2  mandihy, tsy, torahana, lamba
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ilazana ny olona diso faly loatra ka avy hatrany dia mandihy tsy maharay lamba hatao sikina akory [1.1]
Explications en anglais  5  to dance before one's turn comes; lit. to dance before a lamba is thrown to one [1.2]

Mis à jour le 2023/05/16