Entrée | 1 mandavantaona |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mandritra ny taona manontolo Maharitra ela tsy an-kijanona 4 [1.13] tsy mitsahatra mandritra ny taona |
Explications en français |
5 [1.3] Passer l’année à, durant l'année 6 [1.13] qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent |
Exemples |
7 [2.285#315] Dia ho Noely lava mandavan-taona ny fiainako 8 [1.436] Dia lany andro mikarokaroka eo mandavan-taona 9 [2.5#32] Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? |
Vocabulaire |
10 Temps |
Synonymes | 11 maharitra |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mandavantaona |
Mis à jour le 2025/02/16 |
![]() |