|
|
|
|

Entrée 1  manazatra
Radical  2 zatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra [1.1]
Explications en anglais  9 to make accustomed to; to train [1.7]
Explications en français  10 accoutumer [1.3#869, 1.8]
11 habituer, apprivoiser [1.3#869]
12 entraîner [1.8]
Exemples  13  Raha manazatra ny mahantra hanamavo ny mpanana isika, dia manova ny tompo ary mamorona andevo vaovao. [1.369#]
Synonymes  14 mankazatra
Combinaisons  15  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manazatra

Mis à jour le 2026/04/22