Entrée |
manatrika
(atrika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an' i Rainandriamampandry, hono, ny raibeny Tonga amin' ny...: Tsy nanatrika ny fivoriana izy omaly fa nanavy Manoloana, tandrify, amin' ny toerana manandrify: Manatrika ny lapan' ny tanàna ny tranonay [1.1]
|
Explications en anglais | To face one, to stand in presence of, to see, to witness, to act as spectators or witnesses. [1.2]
|
| To face, to meet face to face [1.7]
|
Explications en français | Faire face; assister à [1.8]
|
Exemples |
1 | Avia manatrika, avia manoioana.
[2.245]
|
2 | Manatrika an' Ilaidama ve ianareo?
[2.528]
|
3 | Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena.
[2.472]
|
4 | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manatrika |
Passé : |
nanatrika |
Futur : |
hanatrika |
Impératif : |
manatreha |
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Phytonymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mañatrika
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Mitahy, manampy [1.78]
|
|