|
|
|
|

Entrée1  manarina
Radical  2  arina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mametraka amin' ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ Ny sakaizany no nanarina azy tamin' ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo
5  Mamerina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava [1.1]
Explications en anglais  6  to level [1.2, 1.7]
7  to set up, to raise, to erect, to elevate [1.2]
8  to set upright [1.7]
Explications en français  9  Mettre d’aplomb, niveler, mettre sur son séant, redresser, relever, recouvrer, rétablir ses affaires: Nanarina ny fananany izy (Il a recouvré sa fortuné, il a rétabli ses affaires) [1.3#62]
10  niveler; dresser debout [1.8]
11  redresser, corriger [1.13]
Exemples  12  Ny lahy mifonoka manarina ny torimaso tsy azony indroa alina no tazany manjavozavo. [2.470]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Analogues  17  manitsy
Mots composés 

Anagrammes  20  amarinan, amiranan, manarina, namairan, namarany, namarina, namirana, nanairam, nanariam, nianaram, niaranam, ramanina

Mis à jour le 2024/03/01