|
|
|
|

Entrée1  manaratra
Radical  2  haratra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Bezanozano] miharatra volombava
5  [1.1] Mikiky ny volondoha, ny volombava, ny volo amin' ny tena amin' ny hareza
Explications en anglais  6  [1.2] to shave.
7  [1.7] to shave the beard or the head
Explications en français  8  [1.8] se raser la figure ou la tête
Exemples  9  Aza manety ny sisim-bolon-dohanareo, ary aza manaratra ny vaokanao. [2.996#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21