|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manaraka (araka)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manjohy: Mitomany hanaraka an-dreniny Ikotokely [1.1]
4  Manao araka ny..,, mitandrina, manatanteraka: Manaraka ny didin' Andriamanitra [1.1]
5  Mandeha amin' ny lavan' ny, sisin' ny, moron' ny: Mandehana manaraka ny valamparia [1.1]
6  Tsy manohitra fa manao araka ny...: Manaraka ny fitongilanan-dratsy [1.1]
7  Momba ny..., miandany amin' ny,..: Manaraka ny fampianaran' i Bouddha [1.1]
8  Avy aoriana, mandimby: Manaraka ny lohataona ny fahavaratra [1.1]
9  Vokatry ny: Manaraka ny heloka ny sazy [1.1]
10  Manao tahaka, maka tahaka: Tsarovy fa hanaraka ny hataonao ny zanakao [1.1]
11  Miady mba hahazo, mitaky amin' ny alalan' ny fitsarana: Tsy misy mahadiso ahy raha manaraka ny anjara lovako aho. [1.1]
Explications en anglais  12  To follow, to pursue; to obey, to agree to, to prosecute. [1.2]
13  To follow; to obey; to prosecute [1.7]
Explications en français  14  Suivre; obéir; poursuivre [1.8]
Exemples  15  Miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. [2.470]
16  Ny alahady manaraka io anefa, vao mainka nihakaondrana indray aho, raha ny kaondrana no resahina. [2.4]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  33  Proverbes contenant le mot manaraka

Entrée (2/2)34  manaraka
Partie du discours  35  verbe actif
Explications en malgache  36  Mitaratra tantely [1.78]

Anagrammes  37  makarana, manakara, manaraka

Mis à jour le 2023/10/25