|
|
|
|

Entrée1  manao lalan-kitan-kisoa
Mots élémentaires  2  manao, lalan-kitan-kisoa
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza ny olona tsy mahalala afa-tsy ny lalana, na ny fomba efamahazatra falehany ihany fa tsy mba mitady hafa na vaovao; fahazarana tafahoatra tsy misy fisainana ka miverimberina tsy misy farany
Explications en français  5  [1.3] faire comme les cochons qui suivent toujours le même chemin (revenir toujours là où on a trouvé du plaisir)

Mis à jour le 2024/12/07