Entrée | 1 manao lambo manoha-dia |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy) |
Mots élémentaires | 4 manao, lambo, manohana, dia |
Mis à jour le 2024/12/26 |
![]() |