|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  manangasanga
Radical  2 sangasanga
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra ara: Iny nisy lohan' olona nanangasanga terý ambony tamboho
9 Miseho lany ka ny tendrony na ny "sangany" fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana: An' iza irý trano manangasanga irý [1.1]
Explications en anglais  10 to loom up, to appear at a distance [1.7]
Explications en français  11 apparaître en partie dans le lointain, comme une tête par-dessus une muraille, comme le sommet d'une montagne éloignée: Aza manangasanga foana eo am-baravarana (Ne montrez pas seulement votre tête à la porte) ~ An' iza io trano manangasanga io? (A qui appartient cette maison dont on aperçoit le sommet?) [1.3]
12 se montrer vaguement au loin [1.8]
Exemples  13  afa-tsy ny lohan'Ibity manangasanga ao andrefana sy Ivoto-vorona [2.324]
14  Rehefa jerena eo amin' ny sary, indreny manangasanga, indro manjavozavo; [2.285#]
15  Vodilanitra mazava no tsinjony manangasanga terý amin' ny marainan1 ny fiainany. [2.499#]
16  Nampiady hevitra ireny, nitady izay fomba fihetsika hampiasaina eo anoloan' ny korontana manangasanga eo amin' ny faritany. [2.472#208]

Entrée (2/2) 17  manangasanga
Radical  18 sangasanga
Partie du discours  19  impératif du verbe actif manangasanga [Liste complète]

Anagrammes  manangasangà, manangasanga

Mis à jour le 2026/08/14