Entrée (1/2) | 1 manandrina |
Radical | 2 handrina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana 5 Manohitra [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. [1.2] |
Explications en français |
7 regarder en face, avec colère, résister, tenir tête [1.3] |
Exemples |
8 Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina [2.366#47] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 13 manandrìna |
Radical | 14 handrina |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manandrina |
Tableaux et planches |
16 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 17 manandrina, manandrìna, manindrana, manindràna, manandrina, manandrìna, manindrana, manindràna |
Mis à jour le 2022/09/08 |