|
|
|
|

Entrée1  manambitamby
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo: Manambitamby zaza manavy
Miangavy olona amin' ny fanomezan-javatra na karama, na amin' ny fanaovana izay hahafaly azy: Nanambitamby ahy mafy izy hanohana azy amin' ny fifidianana
Explications en anglais  4  [1.7] to coax, to cajole
Explications en français  5  [1.3#659, 1.8] cajoler, allécher
6  [1.3#659] caresser, flatter, consoler
Exemples  7  [2.470] Mamerina mandrakotra sy manambitamby azy Rasoa, olon-tiany.
8  [1.3#659] nanambitamby ny reniny izy ka azony izay nangatahiny (Il a cajolé sa mère, et obtenu ce qu'il demandait)
Radical  9  tambitamby
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  manafosafo, misafosafo, mitsontsona, mandrotsirotsy, manolikoly, manojikojy, mihontihonty, manehatehaka, manejokejo, mamalifaly
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot manambitamby

Mis à jour le 2024/12/11