|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manalasala
Radical  2  salasala
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra
Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa
Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany
Explications en anglais  5  [1.7] to hesitate and do nothing
Explications en français  6  [1.8] hésiter au point de ne rien faire
Exemples  7  manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany [2.472#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot manalasala

Entrée (2/2)13  manalasa
Radical  14  salasala
Partie du discours  15  impératif du verbe actif manalasala [Liste complète]

Anagrammes  16 

Mis à jour le 2025/01/21