Entrée (1/2) | 1 manakambana |
Radical | 2 kambana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manambatra: Manakamban-tanana Mampiray: Andriamanitra no nanakambana voalohany ny lehilahy sy ny vehivavy ho mpivady |
Explications en anglais |
5 [1.7] to join together, to unite |
Explications en français |
6 [1.3] réunir, joindre, ajuster, unir, mettre ensemble, réconcilier; renouer une alliance 7 [1.8] joindre, unir |
Exemples |
8 Miharihary fa raha ny hamorona voan-teny tokana, toy ny hoe trano, maso, vay, saina, dia efa sarotra: ny manakambana no azo atao. [2.285#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 13 manakambàna |
Radical | 14 kambana |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manakambana [Liste complète] |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |