Entrée (1/2) | 1 manajamba |
Radical | 2 jamba |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mahatonga tsy hahita |
Explications en anglais |
5 [1.7] to blind |
Explications en français |
6 [1.3] aveugler, rendre aveugle 7 [1.8] aveugler |
Exemples |
8 Ny ota sy ny herin' ny nofo be loatra no mahatonga antsika tsy hahatsiaro ny fahorian' ny hafa ho tena fahorian' ny tenantsika sy manajamba antsika tsy hihevitra ny fifaliana ho tena fifaliantsika. [2.285#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 13 manajambà |
Radical | 14 jamba |
Partie du discours | 15 impératif du verbe actif manajamba [Liste complète] |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |