Entrée |
manaiky
(aiky)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila
Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana Mety: Tsy manaiky ny handeha izy Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga [1.1]
|
Explications en anglais | To assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. [1.2]
|
| To agree; to obey; to profess a faith
to agree reluctantly or under duress [1.7]
|
Explications en français | Comme maneky
[1.3]
|
| Consentir; obéir; confesser sa foi [1.8]
|
Exemples |
1 | Koa ianao aza manaiky hibaby ahy.
[1.251]
|
2 | miezaka mafy tsy manaiky ho resy;
[2.313]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manaiky |
Passé : |
nanaiky |
Futur : |
hanaiky |
Impératif : |
maneke |
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|