|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manaika
Radical  2  aika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto
5  Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala)
6  Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1]
Explications en anglais  7  to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [1.2]
Exemples  8  manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany [2.470#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  manaika
Radical  14  haika
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.1]
17  mihantsy [Bezanozano] [1.78]
Explications en anglais  18  same as miHAIka#mg.av.2 [Provincial] [1.2]

Anagrammes  19  kiamana, makiana, manaika, maniaka, miakana, mianaka, Namakia, namakia-

Mis à jour le 2023/01/20