Entrée | 1 mihantsy |
Radical | 2 hantsy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro Manao izay hihomehezana zazakely Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa |
Explications en français |
5 [1.3] provoquer, défier, faire rire un petit enfant |
Exemples |
6 sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy; [2.69] 7 Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe: [2.470] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 mihatsy, mihaika, maninana, misetra, manetra, mila ady, mirehareha, minaikanaika, minehaneha, mijihinjihina, mitihintihina, mitrehatreha, manao lambo manoha-dia |
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |